Finoana marisika Rija Rasolondraibe by Diamondra Randryah - YouTube
Planète people - 🎼Rija Rasolondraibe 🔹🔹 Indrahindrainay🎼 Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy, Ny fiankohofana rehetra atolory Azy, Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray; Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana,